|
|
|
|

Entry1  fierena
Root  2 ery
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fiafenana, fisitrihana amin' ny toerana tsy ahitana ny tena; toerana ierena [1.1]
Explanations in French  5 l'action de se cacher, la cachette, ce qui se dérobe à la vue [1.3#129]
Examples  6  Moa misy olona mahafin-tena ao amin' ny fierena va ka tsy ho hitako? [2.996#]
7  Ny tanàna dia nofaritana hady manodidina hatramin' ny lava-bato fierena. [1.436#]
Proverbs  8  Proverbs containing that word

Anagrams  9 eferina, 10 ferenay, fierena

Updated on 2025/11/02