Entry kely
Part of speech adjective
Malagasy definition Tsy lehibe, madinika: Trano kely no ipetrahanay
¶ Tsy be, vitsy, tsy firy: Kely ny isan' ny mpianatra tonga
¶ Manify, mezaka: Kely ny vahan' io olona io
¶ Fohy zeny: Lazain' ny mpitantara fa olona kely, hono izany vazimba izany.
Mitovy hevitra: (olona) aketalahy ~ bija ~ bitika ~ boleta ~ botity ~ botry ~ bozeny ~ bozeta ~ hetry ~ kambitry ~ kambity ~ katita ~ kely endaka ~ kely ray ~ kely reny ~ madinika ~ mafy kely ~ majinika ~ nihinan-tain' orona ~ tapak' amponga ~ tsampirano ~ tsapitika ~ tsingentana ~ vatokely [Rajemisa 1985]
English definition little, small [Hallanger 1973]
French definition petit, peu [Hallanger 1974]
Examples Manampy anay amin’ ny varotra kelinay ao izy, rahefa nahavita izay mba vitany tamin’ ny fianarana. [Andraina: I Vola, page 10]
Derivations 
Morphology 
kely
keliko
kelinao
keliny
kelintsika
kelinay
kelinareo
Compound words, titles, names 
Quotes 
Toponymy Place names having the word kely (23)
Ambalavaokely
Ambalavatokely
Ambararatakely
Ambatofotsikely
Ambatolampikely
Ambinanikely
  Amboahangikely
Amparafaravolakely
Ampararanokely
Amparihikely
Analakely
Andranomavokely
  Androfiakely
Ankiliabokely
Ankilivalokely
Antalatakely
Madirokely
Mahatsinjokely
  Maroadabokely
Nosy Tanikely
Sabotsikely
Trafonombikely
Tsaratananakely

2017/04/25