|
|
|
|

Entry1  ray aman-dreny
Elementary words  2 ray, 3 amana, 4 reny
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 ny ray sy ny reny niteraka. [1.1]
[raiamandreny] 7 lehilahy na vehivavy omena haja sy hasina ary to teny eo amin' ny fiarahamonina. [1.62]
Explanations in English  8 a benefactor, a patron; lit. father and mother. [1.2]
Explanations in French  9 père et mère, un bienfaiteur, celui qui remplace les parents, les principaux chefs civils d'un état.
10 terme honorifique donné au peuple. [1.3#500]
11 un bienfaiteur est un père et une mère. Expression très employée pour remercier d'un bienfait. [2.415]
Examples  12  Hitany tao ny nahafaty an-dray aman-dreniny nifanao tapa-bolana monja [2.470]
13  Hoy ny ray aman-dreny iza izao Andriamingodonamanavona izao ka miady izay tsy ho tia ray aman-dreny aloha? [2.131]
Other spellings  14 ray amandreny, raiamandreny
Analogs  15  zokiolona
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 raiamandreny, 18 ray aman-dreny

Updated on 2025/11/02