| Entry | 1 takiba |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny ilany amin' ny kibo, ny faritra eo anelanelan' ny taolantehezana farany ambany sy ny moja.
[1.1] 4 ilany amin'ny kibo anelanelan'ny maoja sy ny taolan-tehezana. [1.13] |
| Explanations in French |
5 flanc.
[1.13] |
| Vocabulary | 6 Biology |
| Other spellings | 7 takibaka |
| Synonyms | 8 ila, tehezana |
| Holonym |
|
| Co-meronyms |
|
| Anagrams | 23 Bikata, 24 bitaka, 25 tabaky, 26 tabika, 27 takiba |
| Updated on 2025/11/09 |
|