Entry andoha (ana, loha)
Part of speech   preposition [list]
Malagasy definition   Teny mitovy hevitra amin' ny hoe loha, saingy ilazana ny ao anatin' ny loha ihany: Mampanelonelo ny andohako izany fofon-dranomanitra izany. Ampitahao ireto fehezanteny ireto: Marary ny lohako fa voadona (ny ivelany). Marary ny andohako fa nianatra be loatra aho (ny anatiny) [Rajemisa 1985]
English definition   at the head of [Hallanger 1973]
French definition   à la tête; au commencement [Hallanger 1974]

2016/08/24