| Entry | 1 vovonana iadian' ny lohany |
| Elementary words | 2 vovonana, 3 iadiana, 4 loha |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 ny hazo atao lohatrano dia amin' ny vovonana avokoa no mifantsika, ka dia atao ohatra amin' ny ray aman-dreny izay iraisan' ny mpianakavy rehetra, na amin' ny lehibe iraisan' ny olona entiny ny vovonana.
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|