| Entry | 1 helika |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny faritra lempona amin' ny foto-tsandry ao ambany
[1.1] |
| Explanations in English |
4 the armpit
[1.2, 1.7] |
| Explanations in French |
5 aisselle
[1.8] |
| Examples |
6 Matetika dia misy fery ary mivonto ny atody tarimo ao ambany helika.
[2.424#]
|
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 13 Biology |
| Holonym |
|
| Co-meronyms |
|
| All compound words | 28 9 combinations of this word |
| Proverbs | 29 Proverbs containing that word |
| Anagrams | helika, 30 Helkay |
| Updated on 2025/11/09 |
|