Entry | sofina | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Malagasy definition | Organa andrenesan' ny olona sy ny biby ny karazam-peo rehetra, amin' ny alalan' ny sampan-kozatra kiritika kely manemitra ny aty sofina [Rajemisa 1985] | ||||||||
English translation | the ear [Hallanger 1973] | ||||||||
French translation | l'oreille [Hallanger 1974] | ||||||||
Vocabulary | Biology | ||||||||
Derivations |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words, titles, names |
| ||||||||
Examples |
| ||||||||
Quotes | Proverbs containing the word sofina | ||||||||
Articles | Randzavola: sofina ao amin' ny Baiboly | ||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |