Entry sandry
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] toe-batana [Rakotosaona 1972]
 Rantsam-batana hatreo amin' ny foto-tsoroka ka hatramin' ny hato-tanana. [Rajemisa 1985]
 rantsambatana anelanelan'y soroka sy ny kiho [SLP 1986]
English definition the arm [Hallanger 1973]
French definition le bras [Abinal 1888, Hallanger 1974]
French definition bras [SLP 1986]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Tratra sy sandry ve hahatohitra fiara mpananika! [Andraina: Mitaraina, page 137]
2misy ohatra ny sandry ny habeny, ka ny roa mainy dia tsy lanin' olon-drery. [Andriamalala: Ranomasina, page 31]
Quotes 

Entry sandry
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sihanaka] hery, tanjaka [Rakotosaona 1972]

2014/10/11