Entry mpanjono (jono)
Part of speech noun
Malagasy definition Olona manao ho antom-pivelomana ny fakana hazandrano [Rajemisa 1985]
English definition a fisherman (with hook and line) [Hallanger 1973]
French definition pêcheurà la ligne [Hallanger 1974]
Examples 
1Mpanjono sy mpihaza trozona ny ankamaroan' ny lehilahy fa ny zaza amim-behivavy ihany no matetika miantoka ny fambolena. [Randriamamonjy: Tantara, page 272]
2Mitondra mpanjono ve izy ireny? [FOFAFIPE: Tongavola, page 95]
3Aleoko ihany lahy mpanjono mitoetra lalandava eo akaikiko, hoy Ikemba, sady nidongy kely izy. [Rajaonarivelo: Bina, page 15]
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry Mpanjono
Part of speech name (poem title)
Malagasy definition jereo Rajaobelison: Mpanjono
Author 
Tables and plates All the titles

2017/10/20