|
|
|
|

Entry (1/3)1  tale
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3 indrindra [Bara] [1.78]

Entry (2/3)4  tale
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6 Ny voam-pano voalohany amin' ny laharan-tsikidy voalohany [1.1]
Analogs  7  sikidy

Entry (3/3)8  tale
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10 Olona miadidy trano fiasana na tranom-barotra na mitovitovy amin' izany: Ranona no talen' ny Sekoly ianaran' ny zanako
11 (Tsara homarihina fa tsy tale no ampiasaina fa lehibe amin' ny antokon-draharaha na mitovitovy amin' izany: Ny lehiben' ny Paositra, ary filoha amin' ny fikambanana: Ny filohan' ny Akademia) [1.1]
12 mpibaiko ny mpivoy lakana [Masikoro] [2.606#153]
Explanations in English  13 the head man, the chief [1.7]
Explanations in French  14 patron, chef, directeur [1.8]
All compound words  15 talen-dakozia

Anagrams  16 leta, 17 tale, 18 tela

Updated on 2025/11/13