Entry loloha (loha)
Part of speech noun
Malagasy definition Fitondrana zavatra an-doha: Loloha kitay
¶ Fitindrana zavatra mitatao ambonin' ny loha: Loloha lanitra ka samy mitondra ny tandrifiny
¶ Ny havana akaiky izay sahirankirana na mananosarotra amin' ny fivelomana ka adidin' ny tena ny manohana azy: Lolohanao ireo antitra ireo ka tsy azonao ariana amin' olona. [Rajemisa 1985]
English definition the act of carrying on the head; family responsibility [Hallanger 1973]
French definition action de porter sur la tĂȘte [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 les proches parents qu'il faut assister [Abinal 1888]
 devoir d'assister les proches parents [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples aza manary loloha fa hava'nao, hoy Andrimanelo tamy ny Halambo. [Callet: Tantara]
Quotes 

2015/03/27