|
|
|
|

Entry 1  mpitondra
Root  2 tondra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 mpitondra fiasana: forongo mananty sy manery ny fiasana amin'ny milina famoasana [1.13]
Explanations in French  5 porteur [1.13]
Examples  6  Manana fahefana ny mpitondra; [2.445#]
7  Ny vadintany no mpitondra azy. [1.437#]
8  lalahy no mila azy, satria mpitondra olona. [2.643#]
Combinations  9  10 expressions, toponymes, etc... with that word
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Anagrams  11 mpitandro, mpitondra

Updated on 2026/03/07