Entry tongotra
Part of speech noun
Malagasy definition Rantsambatana entin' ny olona na biby mamindra sy mandeha no sady manohana mampijoro azy: Roa ny tongotry ny olombelona rehetra fa ny an' ny biby kosa misy roa, misy efatra
¶ Faritra amin' ny tenan' ny zavatra sasantsasany, toy ny fanaka, lavarangana..., izay mitondra azy: Tongo-parafara, tongo-davarangana [Rajemisa 1985]
English definition a foot, a leg [Hallanger 1973]
French definition pied, jambe, patte [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
tongotra
tongotro
tongotrao
tongony
tongotsika
tongotray
tongotrareo
tongotr'
tongo-
tongotry
Compound words, titles, names 
Examples 
1Tsy tongotro mandia alanana
Tsy tanako mandray joria
[Noiret: Ibonia, page 52]
2Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa. [Andriamalala: Ranomasina, page 36]
3Ny miaramila an-tongotra kosa dia tary Analatelo no niandry. [Andraina: Mitaraina, page 142]
Quotes 
Articles 

2017/06/29