Entry mpanjaka (zaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Olona voahosotra na atsangana ho mpitondra ny fanjakana, izay sady mitondra no manapaka ary mandidy, ka fahefana ifandovana no ananany izany [Rajemisa 1985]
English definition the sovereign [Richardson 1885]
French definition roi, reine, souverain [Abinal 1888]
Morphology 
mpanjaka
mpanjakako
mpanjakanao
mpanjakany
mpanjakantsika
mpanjakanay
mpanjakanareo
mpanjakan'
mpanjakan-
Examples 
1Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: [Rabezandrina: Ikotofetsy]
2Rahefa maty, hono, ny mpanjaka taloha, tsy mba natao hoe "maty" fa "miamboho", ary rahefa nalevina, tsy mba natao hoe "nalevina" fa "nafenina". [Andraina: Mitaraina, page 109]
Quotes 
Articles 

Entry Mpanjaka
Part of speech name (biblical) [full list]
 boky anankiroa ao amin' ny Baiboly: 1 Mpanjaka, 2 Mpanjaka [Baiboly]
English definition two of the books of the Bible: 1 Kings, 2 Kings [Baiboly]
French definition deux des livres de la Bible: 1 Rois, 2 Rois [Baiboly]
Vocabulary 
Articles 

2017/06/29