Entry volombava (volo, vava)
Part of speech noun
Malagasy definition Volo maniry eo ambonin' ny molotra ambony: Rehefa miresaka Rangahy io, jereo tsara fa aolanolany ny volombavany
¶ Ny volo maniry eo ambany saoka, izay atao hoe "Volon-tsòmaka" amin' ny tena anarany: Ingahibe be volombava [Rajemisa 1985]
English translation a beard, a moustache [Hallanger 1973]
French translation barbe, moustache [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Quotes 

Updated on 2020/07/31