Entry vody
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ny fitombenana na ny fipetrahana: "Mikisaha ny vody kely hipetrahan' ny vody be", hoy ireo mpanifikifika ny madinika
¶ Ny faritra ambany amin' ny zavatra iray: Nitsangantsangana teny am-body tendrombohitra izahay
¶ Fotobeny manakaiky ny fakany: Vody hazo, vody trano
¶ Ny farany ambany amin' ny lavaka, na ny fara laharana amin' ny mpilahatra: Vody lavaka ~ Vody laharana
¶ Ny fakan' ny zavamaniry fihinana sasantsasany toy ny mangahazo, vomanga, saonjo sns...: Vody saonjo. [Rajemisa 1985]
English definition   the rump, the posterior (vulgar when used about humans) [Hallanger 1973]
French definition   le derrière, le postérieur, la croupe [Hallanger 1974]
Examples  
1Lalovany ny tranony, ivarinany ny hady, itampifiany ny vody hazo, savasavainy ny vero mandifotr' olona sy ny dingadingana manolo-pasana,. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 30]
2Sahala amin' ny vody soaonjo ny vody viha, saingy lehibe. [Andraina: Mitaraina, page 39]
Derivations  
Morphology  
vody
vodiko
vodinao
vodiny
vodintsika
vodinay
vodinareo
vodin'
vodin-
vodim-
-body
-bodiko
-bodinao
-bodiny
-bodintsika
-bodinay
-bodinareo
-bodin'
-bodin-
-bodim-
Compound words, titles, names  
Quotes  
Toponymy   Place names having the word vody (4): Ambodiadabo, Ambodirano, Ambodiriana, Ambodirofia

2013/06/11