Entry vozona
Part of speech noun
Malagasy definition ny tenda eo amin' ny faritry ny hatoka, ny elanelan' ny soroka sy ny loha: Misy vailahy kely eo amin' ny vozony [Rajemisa 1985]
English definition the neck [Hallanger 1973]
French definition cou, col, goulot [Abinal 1888]
 le cou; le col [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples Be ny goaika, ka tsy fantatra izay lahy sy vavy, fa samy fotsy vozona avokoa izy rehetra [Dahle: Angano, page 241]
Quotes 
Articles 
Toponymy Place names having the word vozona (1): Ambozontany

Entry vozona
Part of speech noun
Malagasy definition enti-milaza fanerena hanaiky [Rajemisa 1985]
French definition contrainte, violence [Abinal 1888]

2019/12/12