| Entry (1/2) | 1 handrina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny misolampilampy eo ambony maso, izany hoe ilay faritra anoloana amin' ny tarehy, manomboka eo amin' ny manjamaso no ho miakatra ka hatramin' ny fiandohan' ny volon-doha: Voadona ny handriko
[1.1] [handriña] 4 handrina [Betsimisaraka] [1.78] |
| Explanations in English |
5 the forehead
[1.7] |
| Explanations in French |
6 front
[1.3] 7 le front [1.8] |
| Examples |
8 Olioly, avo handrina, mahiratriratra ka mirana.
[2.817#]
9 mihohofa ambany, ny handrina mitehika amin' ny tany! [2.470#] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 14 Biology |
| Holonym |
|
| All compound words | 16 11 combinations of this word |
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Article | 18 Randzavola: handrina ao amin' ny Baiboly |
| Entry (2/2) | 19 handrina |
| Part of speech | 20 noun |
| Explanations in French |
21 menace, regard hardi ou irrité
[1.3] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 23 Emotions |
| All compound words | 24 mena handrina |
| Anagrams | handrina, 25 hindrana |
| Updated on 2025/11/09 |
|