Entry aloha
Part of speech   preposition [list]
Malagasy definition   Mpamaritra matoanteny na teny mpampiankina enti-milaza fahatongavana na fanaovan-javatra voalohany miohatra amin' ny iray hafa atỳ aoriana, na fitoerana manatrika iray hafa izay ao andamosina na ao aoriana (Raha ilazana ny lasa izy, dia mitovona t: taloha, izay mety hanana hevitra hafa koa
¶ Homeko valisoa izay mahavaly aloha
¶ (toerana): Mipetraha eo alohan' ny rainao eo
¶ (fotoana): Mivavaka izahay alohan' ny sakafo. / Nivavaka izahay talohan' ny sakafo [Rajemisa 1985]
English translation   before [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   first [Abinal 1888, Hallanger 1973]
   previous, previously, ahead. [Mal. alaan(?). the front part of a vessel.] [Richardson 1885]
French translation   avant [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
French translation   au devant; auparavant [Hallanger 1974]
French translation   antérieur, devant [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Derivations  
Morphology  
aloha
alohako
alohanao
alohany
alohantsika
alohanay
alohanareo
alohan'
alohan-
aloham-
taloha
talohako
talohanao
talohany
talohantsika
talohanay
talohanareo
talohan'
talohan-
taloham-
Antonyms  

Updated on 2015/03/07