Entry hatoka
Part of speech noun
Malagasy definition Ny ao ambadiky ny tenda na ny faravozona ao an-damosina, manasaraka ny loha sy ny soroka. [Rajemisa 1985]
English definition the nape of the neck. [Richardson 1885, Hallanger 1973]
  [Hallanger 1973]
French definition nuque [Hallanger 1974]
Derivations 
Morphology 
hatoka
hatoko
hatokao
hatony
hatotsika
hatokay
hatokareo
hatok'
hato-
hatoky
-katoka
-katoko
-katokao
-katony
-katotsika
-katokay
-katokareo
-katok'
-kato-
-katoky
Compound words, titles, names 
Examples Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [Andraina: Mitaraina, page 19]
Quotes 

Updated on 2014/12/06