Entry fontsy
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazan' akondro be voany, izay atao koa hoe akondro afontsy [Rajemisa 1985]
Vocabulary  
Toponymy   Place names having the word fontsy (1): Ambalafontsy

Entry fontsy
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka, Tanosy] ravinala [Rakotosaona 1972]
   Anarana ilazana ny ravinala rehefa antitrantitra [Rajemisa 1985]
English definition   [Betsimisaraka] the traveller's tree. Same as ravimpotsy (Betsim.), bemavo (Prov.), batabia, (Sak.), akondrohazo (Prov.), and ravinala. Comp. ontsy. [Richardson 1885]
Vocabulary  
Other spellings  
Synonyms   akondrohazo ~ bakabia ~ bemavo ~ ravinala ~ ravimpotsy

Updated on 2013/05/09