Entry manaratsy (ratsy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manao izay haharatsy: Aza manaratsy tarehy toy izao ianao
¶ Manao ho ratsy: Tsy mety ny manaratsy ny tsara fa izany no manao hala volo
¶ Manendrikendrika, manoso-potaka, manabanty, manao tsinontsinona, manaboka: Manaratsy ny namany foana Rabe
Mitovy hevitra: mamasoka ~ mamingavinga ~ mamotsifotsy ~ manabanty ~ manaboka ~ manafoka ~ manakiana ~ manakizaka ~ manamavo ~ manambany ~ manao ambanin-javatra ~ manao tsinontsinona ~ manatsizarizary ~ manazimba ~ manebaka ~ manenitra ~ manevateva ~ maniny ~ maniratsira ~ manitsakitsaka ~ manizakiza ~ manosihosy [Rajemisa 1985]
English definition to speak evil of [Hallanger 1973]
French definition diffamer [Malzac: Grammaire page 63]
 calomnier [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 dénigrer, rendre mauvais, laid, vilain: manaratsy ahy lalandava izy (il me dénigre sans cesse) [Abinal 1888]
Morphology 
manaratsy
nanaratsy
hanaratsy
manaratsia
Examples Mpitovo manan'anaka
manaratsy an-dreniny
[Fox: Hainteny, number 303]
Quotes 

2015/03/29