Entry taolambalo (taolana, valo)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ireo taolana valo noheverin'ny Ntaolo fa tsy maintsy hampidirina ao am-pasan-drazana rehefa mamindra faty ao, dia ny taolin'ny sandry sy lanton-tanana amin'ny tanana roa avy, ary ny taolam-pe sy ny taolan-dranjo amin'ny tongotra roa avy. [Rajemisa 1985]
English definition   the eight bones; i.e. the humerus and radius, and the tibia of each arm and leg. These eight bones are always brought up to Imerina for burial when a person dies in a distant part [Richardson 1885]
   Dry bones (esp. the "eight long bones") brought back to the family tomb. [Hallanger 1973]
French definition   Les huit os, comprenant l'humérus et le radius des deux bras, le fémur et le tibia des deux jambes (qu'on rapporte de loin pour être enterrés dans le tombeau de famille). [Abinal 1888]
   Les ossements d'un défunt mort au [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
   Ossements (surtout les os des bras et des jambes) ramenés dans le tombeau familial. [Hallanger 1974]
Examples   na dia miraraka ao am-pasana aza ny nofo sy ny taolam-balo, mbola velona ihany ny olona [Rahajarizafy: Filozofia, page 117]
Vocabulary  
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry Taolambalo
Part of speech   name (book or play title)
Malagasy definition   jereo Andriamalala: Taolambalo
Author  
Tables and plates   All the titles

Updated on 2017/10/19