| Entry (1/3) | 1 vakoka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Masombola na rojo volafotsy vaventy fanao haban-tanana
[1.1#1008] 4 masombolafotsy lehibe fanao haingo fehin-tanana na tongotra [2.436#107] 5 Vola na harena tehirizina; rakitsoa sarobidy navelan' ny ray aman-dreny na ny razana. [1.1#1008] 6 rojo volafotsy vaventy fanao haban-tanana [1.62#1076] 7 akora na fitaovana tranainy mirakitra ny ela ahitana taratra ny maha izyy azy ny firenena sy ny vahoaka mbamin' ny tantarany ka zary harem-pirenena, rakitsoa saobidy tehirizina ho fantatry ny taranaka mifandimby: Maro ny vakoka nentin-drazana [1.62#1076] |
| Explanations in English |
8 a silver chain
[1.7] 9 inherited treasure; Malagasy traditions [1.7] |
| Explanations in French |
10 une grande chaîne d'argent
[1.3#804] 11 trésor [1.3#804, 1.196] 12 chaîne d'argent [1.8] 13 trésor dont on hérite; traditions [1.8] 14 objets précieux [1.196] |
| Examples |
15 ary rahefa izany, asiana ny vakoka sy ny haingo
[2.48#574]
16 ary vakoky ny Ntaolo ny famadihana ka maro mpaniratsira [2.503#37] 17 Mirandrana izy, ary volamena avokoa ny satroboninahitra, ny fehivozona, ny fehin-kibo, ny vakoka nanaovany. [2.113#20] 18 Ny Fanjakana, miaraka amin' ny Vondrombahoakam-paritra itsinjaram-pahefana, no miantoka ny fampivoarana sy ny fiarovana ny vakoka ara-kolontsaim-pirenena sy ny famokarana ara-tsiansa, ara-haisoratra ary ara-javakanto. [1.320] |
| Morphology |
|
| Combinations | 20 3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vakoka |
| Entry (2/3) | 21 vakoka |
| Part of speech | 22 noun |
| Explanations in French |
23 [Betsileo] Trema orientalis Blume (Ulmaceae). Nom donné à cet arbre quand on utilise son bois à faire des talismans contre les effets de la foudre ou la peur du tonnerre.
[1.196] |
| Vocabulary | 24 Botany 25 Beliefs |
| Scientific name |
|
| Entry (3/3) | 27 Vakoka |
| Subtitle | 28 Dictionnaire des Synonymes de la Langue Malgache |
| Elementary words | 29 vakoka |
| Part of speech | 30 name (book title) [Full list] |
| Vocabulary | 31 Literature: books |
| Author |
32 Rajemisa-Raolison Régis |
| Publishings |
33 1965. , 1957. Height: 22cm. Width: 14cm. Pages: 271ambozontany#mg.ntp. |
| Anagrams | 34 kavoka, 35 kovaka, 36 vakako, vakoka, 37 vokaka |
| Updated on 2026/04/22 |
|