| Entry | 1 Rakibolana Rakipahalalana |
| Elementary words | 2 rakitra, 3 volana, 4 fahalalana |
| Part of speech | 5 name (book title) [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
6 Famaritana dimy arivo sy telo alina, lahatsoratra efajato, sary ravaka an-jatony. Fatratra ny voka-pikirizan'ireo mpikaroka dimy amby telopolo amby zato hameno ny pejy telo amby fitopolo sy valonjato izay nanambarana ny rakibolana rakipahalalana vaovao rehetra
[1.62] |
| Explanations in French |
7 Trente-cinq mille définitions, quatre cents textes, des centaines d'illustrations. Tel a été le résultat de l'acharnement des cent trente-cinq chercheurs pour remplir les huit cent soixante-treize pages qui vont constituer le tout nouveau dictionnaire encyclopédique malgache
[4.7.fr.25-02-2005] |
| Author |
8 Akademiam-pirenena Malagasy |
| Publishings |
9 Akademiam-pirenena Malagasy. 2005. Height: 30.5cm. Width: 22cm. Pages: CXX, 1163. |
| Illustrations |
|
| Updated on 2026/04/30 |
|