Entry onena
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Mangoraka, malahelo, miombona alahelo am [...]
¶ Hetsehim-po: Onena daholo ny olona na [...] [full text in Rajemisa 1985]
English translation   low-spirited, dejected. It governs the accusative case. [Richardson 1885]
   to feel sorry for someone [Hallanger 1973]
French translation   Impressionné, attendri, qui ressent de la compassion, ému: Onena azy ory aho (Je suis attendri par ses souffrances) ~ Onena aho nandre izany laha-teny izany (J’ai été ému en entendant ce discours) [Abinal 1888]
   avoir pitié [Hallanger 1974]
Examples  
1Onena ny fahadalako izy. [Andriamalala: Ranomasina, page 28]
2Onena anareo aho, hoy izy nihatsaravelatsihy, nefa atao ahoana moa fa izany no lalàn' ny tany [Andriamalala: Zazavavindrano]
Vocabulary  
Derivations  
Analogy   antra ~ malahelo ~ ngoaina ~ hontsa ~ toro aty ~ mangotika aty ~ manotika ny kibo ~ mangoraka ~ mangora-po ~ mitsetra ~ mitse-po ~ mifaditrovana ~ mamelovelo fo

Updated on 2017/04/29