| Entry (1/2) | 1 zazavavindrano |
| Elementary words | 2zaza, 3vavy, 4rano |
| Part of speech | 5 noun |
| Explanations in Malagasy |
6Karazan' olon-dia tsara tarehy, hono, ka voalaza ho mipetraka amin' ny zohy any ambany rano na amin' ny zohy mivoaka avy anaty rano, ka mivelona amin' ny hazandrano manta.
[1.1] |
| Examples |
7 Moa tsy zazavavindrano koa Ranoro vadin' Andriambodilova?
[2.5]
8 zazavavindrano niara-nonina tamin' ny voay hono ny reniny ary voafandrika ka nanambady olombelona teny an-tanety. [2.508#74] |
| Vocabulary | 9 Beliefs |
| Entry (2/2) | 10 Zazavavindrano |
| Elementary words | 11zaza, 12vavy, 13rano |
| Part of speech | 14 name (book title) [Full list] |
| Explanations in French |
15roman en langue malgache publié en 1945 par Andriamalala Emilson Daniel.
[1.59] |
| Vocabulary | 16 Literature: books |
| Author |
17Andriamalala Emilson Daniel |
| Publishings |
18 Librairie Mixte. 1972. Height: 17cm. Width: 12cm. Pages: 143. |
| Illustrations |
|
| Anagrams | 19 Zazavavindrano, zazavavindrano |
| Updated on 2025/11/06 |
|