Entry sikidy
Part of speech noun
Malagasy definition Fahaizana mampahalala ny ho avy na manazava ny antony nisian-javatra iray amin' ny alalan' ny fandaharana voan-tsaramaso na voan-kily, izay sarotra dia sarotra ho an' ny tsy niofana amin' izany. (Misy karazany roa ny sikidy, dia ny sikidy joria ary ny sikidy alanana: amin' ny sikidy joria, dia roa karazana ny fipetraky ny voan-javatra, na jama na taraiky, ka apetraka amin' ny laharana roa mifanao ambony sy ambany ny voa ao anaty kitranotrano valo valo avy; ny sikidy alanana kosa, izay sarotra noho ny joria, dia misy kitranotrano 36, izay manao toa sarina efamira telo, fa jama sy taraiky ihany koa no fipetraky ny voa; rehefa voalahany amin' ireo kitranotrano ny voa, ka eo no mahasarotra azy, dia vakin' ny mpisikidy eo ny valin' ny fanontaniana natao taminy) [Rajemisa 1985]
English definition the rite of divination [Hallanger 1973]
French definition cléromancie : le sikidy, appelé sikily en dialecte côtier, est l'art divinatoire par excellence. Son nom est dérivé de l'arabe "shikl" qui signifie figure de géomancie. [Decary: Divination]
French definition rite de divination [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Synonyms sikily
Compound words, titles, names 
Analogues  adibijady ~ adikasajy ~ adinkisa ~ aditsimay ~ ajale ~ akabo ~ alaizany ~ alanana ~ ala sikidy ~ aliziny ~ asoralahy ~ asoravavy ~ dovy ~ fahasivy ~ fahatelo ~ fahatelobe ~ fahavalo ~ filana ~ fohafoha ~ jama ~ joria ~ molahidy ~ odovy ~ ontany ~ safaray ~ saily ~ soro ~ tale ~ vontsira
Quotes 
Articles 
 

2019/08/17