Entry SeFaFi
Part of speech noun (acronym) [full list]
Malagasy definition Fikambanana niforona tamin'ny volana Febroary 2001 ny Sehatra Fanaraha-maso ny Fiainam-pirenena.

Tsy miankina amina antoko na iza na iza ny Fikambanana, ka izao no zava-kendreny :

  • Mamantatra sy mandalina ny olana eo anivon'ny fiarahamonina, indrindra ny mikasika ny demokrasia, ny Fanjakana tan-dalàna, ny fitantanana ny raharaham-pirenena.
  • Maneho ny heviny eo anoloan'ny zava-mitranga raha misy fisehoan-javatra amin'ny lafiny fiarahamonina na politika ka mety hanamarika ny ho avin'ny olom-pirenena
  • Mampiely ny vokatry ny fikarohana ataony.
[SeFaFi ]
Vocabulary 
Quotes 

Entry SeFaFi
Part of speech name (newspaper)
Subtitle Observatoire de la Vie Publique
Author 
Copyright SeFaFi
Vocabulary 
Web 
Tables and plates All the titles

2017/07/10