Entry main-tany (maina, tany)
Part of speech noun
Malagasy definition ilazana ny fizaran-taona tsy misy orana, ny ririnina [Rajemisa 1985]
 fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana [SLP 1986]
French definition saison sèche [SLP 1986]
Vocabulary 
Synonyms asotry ~ ririnina

2011/01/21