Entry raboka
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tambahoaka] vely, famelezana [Rakotosaona 1975]

Entry raboka
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sihanaka, Tankarana, Tanosy] poumon. [David 1952, Rakotosaona 1975]
Vocabulary 

Entry raboka
Part of speech noun
Malagasy definition Aretin' ny havokavoka avy amin' ny bibin' aretina atao hoe basila Koch [Rajemisa 1985]
 areti-mifindra mahazo ny taolana sy ny havokavoka [SLP 1986]
French definition tuberculose [SLP 1986]
Vocabulary 
Analogues  raboka mamely ny akoho amam-borona ~ raboka voalohany

Entry raboka (boka)
Part of speech noun
Malagasy definition Kilalaon' ankizy isehoan-kakingana sy hafainganam-pandeha: misy ankizy iray izay atao hoe boka; manenjika ny ankizy rehetra eo izy, ka izay voakasiny dia boka misolo azy indray. Indraindray kosa anefa raha mitaingim-bato ireo enjehina, na toerana voatondro tsy hahaboka, dia tsy boka na dia voakasika aza: atao hoe tsibohaboka ny anaran' ilay kilalao amin' izany [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Entry raboka
Part of speech noun
French definition  [Mahafaly] (de ra : particule placée devant les noms qu'on respecte, et boka : lépreux ou ayant un aspect misérable). Loudetia simplex subsp. stipoides Bosser (Poaceae). Herbe très raide et mauvaise fourragère. Les Betsileo prétendent qu'elle est responsable de la tuberculose des boeufs (parce qu'ils appellent aussi cette maladie : raboka). Voir aussi horona, kidrodrotra. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Loudetia simplex subsp. stipoides

Updated on 2017/12/10