Entry vely
Part of speech noun
Malagasy definition Fikapohana, famonoana amin' ny zavatra (hazo, kanonta) eny an-tanana: Vely kanonta / Vely vary [Rajemisa 1985]
English definition a blow [Hallanger 1973]
French definition action de battre [Hallanger 1974]
Examples Izay andia tsy tsara fiasa dia izarana vely karavasy rehefa miverina. [Andraina: Mitaraina, page 221]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

2019/01/07