| Entry (1/7) | 1 boka |
| Part of speech | 2 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 aretina mandrakotra fery mirofotra ny tena manontolo,
4 manombaka amin'ny tanana sy ny tongotra. 5 (Amin'io hevitra io anefa, dia ny teny habokana 6 no mazàna ampiaisaina, fa ny hoe boka dia enti-milaza 7 ny olona mararin'io aretina io, izay atao hoe 8 marary hoditra): 9 Maro ankehitriny ny trano itsaboana ny boka. [1.1] |
| Explanations in English |
10 a leper
11 scabby, as applied to sheep and the bark of trees, etc. [1.2, 1.7] 12 leprosy [Arab bahak ?] [1.2] |
| Explanations in French |
13 lépreux
[1.3, 1.5, 1.8, 1.6] 14 lèpre [Tanala] [1.6] |
| Examples |
15 Nivikiviky ery ny famindrany fa hay tsy boka akory, fa nody boka fotsiny!
[2.499]
16 Raha boka mbola tsy mondry fa mbola matevitevina ny tarehy ny, asiana famalanam-boka [2.48] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 28 Health |
| All compound words | 29 10 combinations of this word |
| Proverbs | 30 Proverbs containing that word |
| Article | 31 Randzavola: boka ao amin' ny Baiboly (=> aretina) |
| Entry (2/7) | 32 boka |
| Part of speech | 33 adjective |
| Explanations in English |
34 exhausted, spent, spoiled, worn out, tasteless, insipid, unsavoury; proved to be false; to have lost one's title, position, or honour
[Provincial]
[1.2] |
| Explanations in French |
35 Qu’on déprécie, qu’on avilit, qu’on vilipende
[1.3#85] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 38 zavatra boka |
| Entry (3/7) | 39 boka |
| Part of speech | 40 noun |
| Explanations in Malagasy |
41 ny atin'ny voan'ny lombiry fanao amin'ny zanatsirika
[Sakalava]
[1.1] |
| Entry (4/7) | 42 boka |
| Part of speech | 43 adjective |
| Explanations in Malagasy |
44 matsatso, kivy
[Bara]
[1.78] 45 Matsatso [Tanosy] [1.78] |
| Explanations in French |
46 saumâtre (eau) ; douce (eau).
[Tankarana]
[1.19] 47 Ce mot a aussi le sens de fade, sans goût. 48 Revoir à la lumière de ces deux significations, les mots boka à bokavavy dans la première partie. [Sakalava] [1.196] |
| All compound words | 49 ranoboka |
| Entry (5/7) | 50 boka |
| Part of speech | 51 noun |
| Explanations in Malagasy |
52 tandroka tsentsenana volovolon-javatra na vovo-kazo atao fandrehetana paik'afo
[Sakalava]
[1.1] 53 vohavoha azo avy amin'ny vatan'akondro [1.13] |
| Explanations in English |
54 bokaka
[1.2] |
| Explanations in French |
55 amadou tiré du bananier
[1.13] |
| Vocabulary | 56 Botany: (in general) |
| Synonyms | 57 bokaka |
| Entry (6/7) | 58 boka |
| Part of speech | 59 noun |
| Explanations in French |
60 (de l'adjectif boka : rugueux, pourvu d'aspérités, quand il s'agit des plantes ; le même mot veut dire lépreux quand il s'agit de l'homme).
61 Nom donné à diverses plantes ayant des tiges ou des fruits verruqueux ; ainsi qu'à d'autres plantes dont les fruits adhèrent facilement aux vêtements par leurs aspérités. 62 Ce sont surtout : 1. (sak.) Marsdenia verrucosa Decne. (Apocynaceae) souvent distingué sous le nom de bokabe ci-dessous. 63 Calopyxis eriantha Tul. (Combretaceae). [Mahafaly] 64 Heteropogon contortus (L.) P. Beauv. ex Roem. & Schult. (Poaceae). [Tanosy] [1.196] 65 (Nom des plantes dont les fruits sont cloisonnés, les graines séparées par des cloisons ; notion d'isolement). 66 D'après J. M. Estrade, le Tromba (1977) p. 157, on porte de tels fruits sur soi lorsqu'on veut éviter d'être recruté comme soldat. [Taifasy] [1.196] |
| Vocabulary | 67 Botany |
| All compound words | 68 bokabe |
| Scientific name |
|
| Entry (7/7) | 69 boka |
| Part of speech | 70 noun |
| Explanations in Malagasy |
71 ahitra
[Masikoro]
[2.606#151] |
| Vocabulary | 72 Botany |
| Anagrams | 73 bako, 74 boka, 75 kabo, 76 koba |
| Updated on 2025/11/13 |
|