|
|
|
|

Entry (1/2) 1  tovona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Enti-milaza fanampin-javatra eo ambony na eo anoloana; fanampin-javatra mba hahavo azy [1.1]
Explanations in French  4 ajoutage, addition [1.3#737]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Combinations  17  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tovona

Entry (2/2) 18  tovona
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20 Kian-teny kely atohy eo aorian' ny fototeny: Ny tovona "man" dia matetika midika hoe manao ~ Asiana tovana "ina" matetika ny fototeny dia tonga matoantenin' ny iharana, toy ny hoe: laza / lazaina [1.1]
21 tsirinteny fanao eo anoloan'ny fototeny [1.13]
Explanations in French  22 Les préfixes qu'on trouve dans la composition des racines secondaires sont nombreux; s'ils sont terminés par n, ils se combinent avec la racine primaire selon les règles de combination. Voici les préfixes qu'on rencontre le plus souvent:
23 an~ anjara, anjaika, ambadika
24 bo~ boraraka, borera, bosesika
25 fi~ filoha, firitsoka, fisoko
26 fo~ forehitra, foretsika, forofotra
27 ha~ hadio, harisika, harefo
28 ka~ kanosa, kambavy, kanonta
29 ki~ kirazorazo, kifafa, kilalao
30 ko~ kodedika, kofehy, koletaka
31 mo~ mokoko
32 sa~ sabaka, safelika, sahato
33 san~ sangodina, sangazona, sampotina
34 tan~ tangorona, tamberina, tangazona
35 to~ tohenjy, toletsy, tokalo
36 tsin~ tsingerina, tsinjara, tsimbadika
37 vo~ vozezika, vozihitra
38 za~ zatovo, zalahy [1.12]
39 préfixe [1.13]
40 affixe [1.66.fr#14]
Vocabulary  41  Linguistics
Analogs  42  fanampy, 43  sanda, 44  tamby, 45  tovana, 46  tovana, 47  tozana, 48  tsirinteny, 49  tsirinteny, 50  tsofoka
Combinations  51  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tovona
Proverbs  52  Proverbs containing that word
Tables and plates  53  All the affixes

Anagrams  54 avonto, 55 tovano, tovona, 56 vatono

Updated on 2026/04/23