Entry zalahy (lahy)
Part of speech   pronoun [list]
Malagasy definition   Teny ilazan' ny tovolahy ny tovolahy tahaka azy, ka fomba roa no ampiasany azy: 1) enti-miantso: Andeho hiasa, ry zalahy a! 2) ilazana ny hala, ka ambara amin' izany fa tsy ao anatiny ny tena: Ry zalahy no nanao an' io koah! ~ Lazain-dry zalahy fa ... [Rajemisa 1985]
English definition   you (plur.) used between men [Hallanger 1973]
French definition   vous (se dit entre hommes) [Hallanger 1974]

Entry zalahy
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tanosy] olona fanalolahy [Rakotosaona 1972]

2013/08/05