Entry forofotra (rofotra)
Part of speech noun
Malagasy definition Toetran' ny hoditra mivotrovotro voan' ny bontsimbontsina kely madinika
¶ Bontsimbontsina kely madinika, votrovotro: Forofo-nendra ireny amin' ny tarehiny ireny
¶ Rakotra bontsimbontsina kely madinika, rakotra votrovotro [Rajemisa 1985]
 mandrotsindrotsina amin'ny hoditra mariky ny fisehon'ny aretina ety ivelany [SLP 1986]
English definition a kind of scabies which rises in small thick pimples. [Richardson 1885]
French definition éruption, bouton [SLP 1986]
Vocabulary 
Derivations 
Synonyms kilo

2011/04/02