Entry tambỳ (vy)
Part of speech noun
Malagasy definition Mpiasa vy, mpanefy [Rajemisa 1985]
English definition an iron worker [Richardson 1885]
French definition forgeron [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 

Entry tamby
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sihanaka] zavatra omena ny mpampivelona [Rakotosaona 1972]
 Karama; vola omena noho ny raharaha niangaviana: Aza mihevitra ianao fa ny madinika no be azon' ny tambim-bola, fa ny lehibe sy vaventy indrindra [Rajemisa 1985]
 valisoa ambonin'ny karama omen'ny mpampiasa [SLP 1986]
French definition prime [SLP 1986]
Derivations 

2013/07/04