|
|
|
|

Entry (1/2) 1  sanda
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 vola na zavatra omena ho fanampiny amin' ny takalo ifanaovana raha ohatra ka tsy mitovy vidy ireo zavatra roa ifanakalozana; tamby; amboniny: Inona no sanda homenao ahy raha hatakaloko an' iny satrokao efa tontatonta iny ity vao novidiko tsy tiako volo ity [1.1]
Explanations in French  4 valeur [1.13]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Combinations  21  33 expressions, toponymes, etc... with that word
Proverbs  22  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 23  sanda
Part of speech  24  noun
Explanations in French  25 [Bara] Saldinia proboscidea Hochr. (Rubiaceae) ; réf. Humbert 12159. La décoction amère des racines est administrée au cours des fièvres paludéennes. [1.196]
Vocabulary  26  Botany
Scientific name 

Updated on 2026/03/07