Entry manovona (tovona)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manampy avy eo ambony na avy eo aloha: Manovona a eo alohan' ny fototeny no fanaovana matoantenin' ny atao, toy ny hoe sondrotra -- asondrotra [Rajemisa 1985]
French definition ajouter, comme une assise de terre, ajouter quelque chose par-dessus le marché [Abinal 1888]
Morphology 
manovona
nanovona
hanovona
manona
Examples 
1Tsy manovona ampen-tany [Cohen-Bessy: Rakotovao]
2Tsy mba ataonay toy izany ny fitiavana an' i Kelimafana, fa ataonay tefi-tanimanga, ka ny manala tsy misy, fa ny manovona no atao [Rasamuel: Manjakadoria]

Entry manovòna (tovona)
Part of speech imperative of active verb manovona [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2019/05/12