|
|
|
|

Entry (1/2)1  fisoko
Root  2  soko
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fidirana tsimoramora: Tsarovy fa lasa ohatra ny fiaokon' ny ron-gisa hilazana zavatra mitsofoka tsimoramora nefa misy asany
Fitsofohana manginaina tas' misy mahita: Tsy azo anomezan-tsiny azy ny fisokoany namangy ny havany tany amin' ny hopitaly
Fangalaran-javatra mangingina: Tsy hita mihitsy ny fisokoan' ny adala an' ilay bokiko
Fanampohana, fisovohana: Ny fisokoan' ny fahavalo [1.1]
Explanations in French  5  Ce qu’on peut faire ou prendre en cachette, manière d’agir en cachette [1.3#620]
Synonyms  6  fisokoana

Entry (2/2)7  fisoko
Root  8  soko
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  Toerana voavala ho an'ny biby ompiana (akoho, vorona, ondry, kisoa...). (Saika mazana voatery miondrika rehefa miditra ao ka izany no nahatonga io anarana io). [1.1]
Explanations in English  11  The south-eastern part of the house partitioned off for a fold, a pen, a sheep-fold, or a goat-fold. [1.2]
Explanations in French  12  Petit parc établi dans les maisons à l’angle sud-est, où l’on met les brebis, les cochons, les volailles. C’est parce qu’il faut en général se courber pour y entrer qu’on lui donne le nom de Fisoko [1.3#620]
Examples  13  Ny fisoko eo an-jorony atsimo-atsinanana itoeran' ny ondry, ary ny akoho eo amboniny. [1.437#]
Proverbs  14  Proverbs containing the word fisoko

Updated on 2025/09/12