Entry kifafa (fafa)
Part of speech noun
Malagasy definition Fitaovana entina hanilihana na hanesorana ny vovoka sy ny loto amin' ny efitrano na ny tokotany (ny kifafa dia mety ho fototra horona iray mihitsy na bozaka nofehezina ho amboara) [Rajemisa 1985]
Synonyms kofafa
Quotes 

2009/02/23