| Entry (1/2) | 1 forehitra |
| Root | 2 rehitra |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 May tsy misy horaisina
5 Lany harena ka tsy manana na inona na inona intsony: Forehitra Rakoto fa may ny tranony, maty ny ombiny telopolo, nianjera tany an-kady ny fiarakodiany. [1.1] |
| Explanations in English |
6 Consumed, burnt. Comp. dorehitra
[1.2] |
| Examples |
7 Ataonay forehitra sy mivadika ho tanimena mihitsy, na antsaha na an-tanàna.
[2.587#]
|
| All compound words | 8 2 combinations of this word |
| Entry (2/2) | 9 forehitra |
| Root | 10 rehitra |
| Part of speech | 11 adverb [Full list] |
| Explanations in English |
12 in haste, in a hurry. Comp. dorehitra
[1.2] |
| Updated on 2025/11/09 |
|