Entry kofehy (fehy)
Part of speech noun
Malagasy definition Zavatra amehezana na anjairana, ka mety ho taretra fanjairana izay, na tady mahazaka, na tady kely amehezana entana [Rajemisa 1985]
English definition string. [Richardson 1885]
 string thread [Hallanger 1973]
French definition fil, ficelle [Hallanger 1974]
French definition fil [SLP 1986]
Compound words, titles, names 
Quotes 
Articles 

Entry kofehy (fehy)
Part of speech noun
Malagasy definition Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha toa ka eo amin' ny fotoana amonosana ny razana no tonga mamangy (Jereo koa: ranombary tsy masaka, solon-tsosoa, fao-dranomaso, rambon-damba, zara levenana) [Rajemisa 1985]
Synonyms solonkofehy

2019/12/12