Entry sangazona (hazona)
Part of speech noun
Malagasy definition Famikirana amin' izay voaray, fandrangotana amin' izay azo ifikirana [Rajemisa 1985]
Derivations 

2009/06/21