| Entry (1/3) | 1 firitsoka |
| Root | 2 ritsoka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomban' ny olona miritsoka, mibitsika [1.1] |
| Entry (2/3) | 5 firitsoka |
| Root | 6 ritsoka |
| Part of speech | 7 noun |
| Explanations in Malagasy |
8 Rotsa-kazo, tehina kely malefolefo (fiteny ihany koa ny hoe faritsoka. nefa ny firitsoka no fandre matetika) [1.1] |
| Explanations in English |
9 [Mod. s. from miritsoka (ritsoka).] A twig, a rod, a ramrod. Same as faritsoka [1.2] |
| All compound words | 10 firitso-basy |
| Entry (3/3) | 11 firitsoka |
| Part of speech | 12 noun |
| Explanations in French |
13 (de ritsoka : faible bruit, chuchotement ; allusion au bruit du vent dans le feuillage léger de cet arbre). Sophora tomentosa L. (Fabaceae). Les boutons floraux sont très riches en flavonosides. [Tankarana]
[1.196] |
| Vocabulary | 14 Botany |
| Scientific name |
|
| Anagrams | 15 firitsoka, 16 fisokitra |
| Updated on 2025/10/08 |
|