| Entry | 1 tovonana |
| Root | 2 tovona |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ampiana avy eo ambony: Tovony ny tranonao fa iva loatra.
[1.1] |
| Explanations in French |
5 à quoi on ajoute.
[1.3] |
| Examples |
6 ka izay efa vita dia tovonana ihany.
[2.347]
7 Ary azo amboarina tsara ny zavatra : tovonana na anesorana araka izay ilaina hahavanonany. [1.377] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|