| Entry (1/2) | 1 tovana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza fanampin-javatra ao ambany na eo aoriana; ny atohy na anampy amin' ny zavatra iray mba hahalava na hahafeno azy amin' ny ilana azy: Asio tovana io tady io fa fohy loatra [1.1] 4 fanampìn-javatra mampitombo ny halavana [1.13] |
| Explanations in English |
5 an addition at the end [1.7] |
| Explanations in French |
6 Ajoutage, ce qu’on ajoute en superposant, en allongeant, eu nouant [1.3#736] 7 rallonge [1.13] 8 rallonge: ce qu'on ajoute à la fin [1.8] |
| Examples |
9 Atolotra hodinihin' ny Vaomieram-pirenena misahana ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny famatsiam-bola ny fanaovana politika, ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny tovana samihafa mifandraika amin' izany.
[4.27#2006/08/25]
|
| Derivatives |
|
| Entry (2/2) | 11 tovana |
| Part of speech | 12 noun |
| Explanations in Malagasy |
13 tsirinteny ao aorian'ny fototeny [1.13] |
| Explanations in French |
14 suffixe [1.8, 1.13] 15 affixe [1.66.fr#14] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 17 Linguistics |
| Analogs | 18 tovona, tsirinteny, tsirintenysaradroa, tsofoka |
| Tables and plates |
19 All the affixes |
| Anagrams | 20 antova, 21 tanavo, 22 tavano, 23 tavona, 24 tovana, 25 vanato, 26 vatano |
| Updated on 2025/09/19 |
|