Entry tamberina (verina)
Part of speech noun
Malagasy definition Entina milaza ny olona mandeha, dia miverina; ny lasa kely dia tonga indray
¶ Entina milaza koa ny mihodinkodina eo an-toerana ihany, na ny fivezivezena mandroso dia misangodina eo amin' izay nialana. [Rajemisa 1985]
French definition action d'aller et venir, de tourner et de retourner, de rôder [Abinal 1888]
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry tamberina (verina)
Part of speech noun
French definition rendement [SLP 1986]
Compound words, titles, names 

2019/10/26