| Entry | 1 kanonta |
| Root | 2 tonta |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Tantanana makadiry. [1.1] |
| Explanations in English |
5 a sledgehammer; a pile-driver [1.7] |
| Explanations in French |
6 masse; bélier [1.8] |
| Examples |
7 Isaky ny teny iray, dia toa kanonta iray nianjera tao am-poko.
[2.643#]
|
| All compound words | 8 kanonta hazo |
| Vocabulary | 9 Tools |
| Synonyms | 10 fampohaza |
| Anagrams | 11 kanonta, 12 kantoña |
| Updated on 2025/10/08 |
|